Tonga soa!
8 03 2007Tonga soa eto amin’ny tilysympana.blaogy.org.
Manantena ny vaovao avy amin’ise amin’izao faha-100 taonan’ny skotisma izao.
Mbola tsy maty angamba ilay afo tao amin’ise iny an!
Jereo ny pejy momba ny fihaonambe etsy ankavia e!
Taiza foana ise fa efa Fihaonambe faha-efatra izao ity? “Aza ela any ianao e!”
Tanana havia!
Hery Rabefitia (X sy XIX)
Jarisoa (Ière)
Tojo Randria(EEUDF Paris sy EEUDF Marseille Océan)
sy ireo lohan-tsokajy tsy mety kivy rehetra ![]()
tilysympana@gmail.com (Association des Anciens et Amis des Tily et Mpanazava de Madagascar)
Araka ny mahazatra dia mbola tsy misy Mpana aloha hatreto.






faly miarahaba ny rehetra tratry ny zato taona mitsingerina izany é! fa fitaizana namolavola olom-pirenena sy olo-manga teo anivo’ny tanidrazantsika ny Skotisma ary nitaiza sy nanolokolo antsika tsirairay avy ,koa tongava maro ndeha hiara-hirodoro ho any ST Martin en Haut (VVF)hankalaza izany r”ise an
Salut à tous !
Joyeux anniversaire les scouts du monde entier ainsi que les Tily et Mpanazava de Madagascar. Teto foana aho fa aty Normandie, voaraiko ny invitation t@ fihaonambe voalohany fa tena lavitra be no misy aho raha ho any St Martin en Haut mahavita be e!
Je suis persuadé que grâce à Baden Powel, j’ai dans le sang cette façon de se débrouiller sinon je n’aurai pas su débarquer en Normandie pour reussir à remonter tous ces ecueils qui jalonnent ma vie et surtout avec l’aide du Saint Esprit de Jesus Christ je tiens encore debout et en bonne santé.
Bon courage pour l’organisation du prochain fihaonambe.
Niaina RAMANAMIRIJA (XII-Tily EEUdF PARIS- Tily EEUdF Ocean- EEUdF CAEN)
je repete ce qu’a dit niaina si c le niaina que je pense, felicitation pour le site. et pour tous les sampana vert rouges bleu que les scout malgache existe encore, une bonne épreuve dans la vie, n’est ce pas Niaina.. Bon courage a tous pour l’organisation du prochain fihaonambe
que la grace du seignuer soit avec vous
robena
Tena mafaly tokoa ny mitsidika ity - site - ity. Maneo fankasirahana ho anero mpitandrina sy mpikarakara satria tsara tokoa ny fitazaina natao nareo.
http://tily.paris.free.fr/gallery/historique/jpg_histo_tily_14.htm
http://tily.paris.free.fr/gallery/historique/jpg_histo_tily_18.htm
http://tily.paris.free.fr/gallery/historique/jpg_histo_tily_15.htm
Anisan’ny historique nefa efa lehibe tokoa ny ankizy izao. Misaotra anareo.
Ray aman-dreny Makasitraka.
Jarisoa. Hery. Mba alefaso ho anay ireo sary ireo.
A+
d any@fihaonam-be ndray zany mifankahita é!sa……….
d mtovy hevitra @badouda za @lé wé: “mba alefaso ho anay ireo sary ireo” d ilay clip faha zato taona tokony havoaka CD @zay.
maztoa daholo r’isé a!
tsy aiko wé ato v za no tokony ilaza izao zavatra izao???
ianareo rehetra mpanoratra V any ampita daholo?
Miarahaba an’ise.
Mahafinaritra ny fisian’ny serasera toy itony ahafahana mba mifanakalo e!
Kopa-tanana ho an’ireo Mpanazava rehetra mamaky .
Mba manorata raha mba te izara ndrindra reo fifaliana am’ity fiainam-pifalina maha skoto ty e!
anirad_4@yahoo.fr
misaotra @ilay sary e!!
misaotra koa @ilay kopatanana mirana a!!!
tratritrin’ny taona 2009 jiaby e!!!
Any Toulouse @21-22/02/09 ny fandaharana manaraka ry zareo a!
misaotra siony a!!!!!!!!!!!!
d tongava maro fa ny adidy ho vita, ny fahafinaretana ho azo!
fa mivavaha ny @ fanomanana azy fa tsy mora ilay manao zavatra an!!
Miarahaba e!! ny fandraisana anjara @nay no tena zava-dehibe eto @tony karazana serasera avo lenta @rsk teknolojia itony e, ko D mrary soa antsika rehetra zany koa
FTY NY “TRANONKALA KELINAY”:http://nantio.e-monsite.com/ mba hanasana anareo koa D midira ao@ livre d’or e….
mirary fety sambatra ho antsika tily sy mpana rehetra d mirary soa sy fahombiazna ho an’ny taona 2010 idd eo am andraikitra makadiri
tanana havia
miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona,dia mirary soa indrindra!miarahaba ny AMGE rehetra koa nahatratra ny faha 100 taona
Tanana havia !
FIADANAN’TOMPO anie hoa aminareo rehetra
Aza adinontsika rehetra ny lasy any Lyon @ 17 et 18 AVRIL 2010 an!