Faha-100 taona

24 02 2008

Jamboree

Lasa iny taom-jobily faha-100 taona ny Skotisma iny

ka nisy ireo hetsika marobe natao

teto anivon’ny Tily sy Mpanazava aty Eoropa

ny lasy faha-100 taona tany St Martin en haut

izay nahatratra 70 participants.

Ny fitsidina tany @ Jamborée tany Angleterre Mpiandraikitra 8 no namonjy tany.

Ny lasy mpiofanana tany Saverdun izay nisy mpiandraikitra 16 nanatrika.

Ny Zaikabe FPMA izay natrehan’ireo solontena skoto tato @’tsika

Isaorana Andriamanitra raha nahavita ireo asa-aman’andraikitra ireo isika.

Afaka mijery ny Sary isika ao @ ilay misoratra hoe “sary” ery ambony ery.