Fihaonam-be faha-6
23 03 2009
Antsoina ireo izay rehetra nandalo ny fanabeazana Mpanazava sy Tily na
ireo tranainy na ireo amperin’asa ary ireo sakaiza sy ny ankohonana
rehetra hanatrika ny “Fihaonambe “(RNT rencontre nationale tily) izay ha
tao ny 25 - 26 avril 2009 any Saint-Martin en haut (Lyon).
Ny fandraisana anjara amin’ny sakafo sy ny fatoriana dia 30 €.
Ny fisoratana anarana dia amin’ny adiresy mailaka tilysympana@gmail.com na antsoy ny 06 07 72 34 23 na ny 01 46 60 71 85.
Hisy ireo fanentanana skoto sahaza ny rehetra toy ny lalao ngeza, lalao skoto, afon-dasy, ritsoka Tily, cd hira tily, boky sns…
Ny fandraisana ny mpandray anjara rehetra dia manomboka ny zoma 24 avril hariva,
ny fanokafana dia ny asabotsy 25 avril amin’ny 9 ora maraina ary ny famaranana dia ny alahady 26 avril amin’ny 3 ora folak’andro.
Dia mirary ny fahatongavantsika rehetra ary aoka hifampilaza.






Bonjour,
Heureux et intéressé avoir découvert ce programme. Je suis partant pour y assister et propose 4 places A/R pour Paris (IDF, Est) - Lyon pour mieux partager les frais.
Merci de répondre à ce message si vous êtes intéressés par ce co-voiturage Paris/Lyon…
A bientôt.