Hiomana aho hanolokolo

15 06 2010

Hiomana aho hanolokolo

Tanora maro ho andrinao

Amin’ny foko manontolo

No ilazako izany izao

Ô ry taniko, ry taniko lalaiko ianao

Ho tiaviko eny ho doria

Ny aiko foiko ho anao

Handreseko ny tsy tia!



Iza no ho namanay

15 06 2010

iza.JPG

Iza no ho namanay

1- Iza no ho namanay (bis)

ref:

hamakivaky rony ala

rony ala feno jala

jala feno tranon’kala

nefa ny andro mamanala

1(tohiny)- Iza no ho namanay

Ho namanay (bis)

Iza no ho namanay

ho namanay (bis)

Iza no ho namanay

2- Izahay andeha koa (bis)

Izahay andeha koa

ref

2 (tohiny)- Izahay andeha koa

Andeha koa(bis)

Izahay andeha koa

Andeha koa(bis)

Izahay andeha koa