Hiomana aho hanolokolo

15 06 2010

Hiomana aho hanolokolo

Tanora maro ho andrinao

Amin’ny foko manontolo

No ilazako izany izao

Ô ry taniko, ry taniko lalaiko ianao

Ho tiaviko eny ho doria

Ny aiko foiko ho anao

Handreseko ny tsy tia!


Actions

Informations

Laisser un commentaire

Vous devez être connecté pour poster un commentaire