Culte d’ouverture du groupe Saint-Georges

14 09 2011

Un bon démarrage pour le groupe Saint-Georges (Paris)


Actions

Informations

3 réponses à “Culte d’ouverture du groupe Saint-Georges”

18 09 2011
Somoy MANDRINDRA (16:51:42) :

tanana havia,
mino fa nahavita soa ny fanokafana taom-pibeazana ianareo!!!
misy namana ,zandry avy ao amin’ny fiv XIV ambatonakanga tonge ianatra eto frantsa ka maniry ny hanoy ny fikambanana,ao marseille izy no mianatra ,moa ve misy fivondronana Tily any sa aiza no akaiky indrindra raha tsy misy any??
mirary soa
somoy

20 09 2011
tsiry toulouse (16:37:14) :

tsy mbo hiantoka olona iray avy aty @ sud v ny nationaly hanatrika @ io invitation an st goeorge io e! misy mp an capitole iray zay mahazoto b @zany an! hihihi

27 10 2011
tilysympana (14:41:13) :

@Somoy Tanana havia, afaka asain’ise manoratra any amin’ny firanitra ataoanyamin’ny gmail teboka com ve izy?

@Tsiry humm hodinihina io hevitr’ise io

Laisser un commentaire

Vous devez être connecté pour poster un commentaire