Tilysympana.org
	<language>en</language>
Opé Fric ! Opé Fric
		<description>Il n'y en aura plus d'autre. Une fois et seulement cette fois-ci.
Zeu évènement s'appelle :"Opé Fric Soupe"
C'est simple, la Branche Ainée d'ivry, pour financer ses activités organise pour toi l'opé fric soupe.
Ce sera ce samedi 6 mars 2010 à 17: 00 jusqu'à dimanche 7 mars 2010 à 19 : 00
Lieu ...</description>
Bonne année pédagogique / Arahaba tratry ny taona vaovao
		<description>Arahaba tratry ny taona vaovao.
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2010 indray ary koa ity taom-panabeazana vaovao ity. Mirary soa ho an'ise sy ny olona akaiky amin'ise, mirary fahombiazana amin'ny fanabeazana imatimatesantsika ary koa mirary soa ho an'ny fivondronana misy an'ise. Tily andro iray, tily mandrakizay.
Vaovao tapatapany :
- Vita ...</description>
tily Ivry
		<description>Un 18 mai 2008, le groupe Tily de Paris 1 a donné son spectacle "Andao hilasy hiaraka aminay" . C'était zeu spectacle de l'année, le top du top disait Mister Elmaleh. Tout le monde était supra content, en parallèle y avait le mariage de Liantsoa à 10 000 km de ...</description>
Fihaonam-be faha-6
Antsoina ireo izay rehetra nandalo ny fanabeazana Mpanazava sy Tily na
ireo tranainy na ireo amperin’asa ary ireo sakaiza sy ny ankohonana
rehetra hanatrika ny "Fihaonambe "(RNT rencontre nationale tily)  izay ha
tao ny 25 - 26 avril 2009 any Saint-Martin en haut (Lyon).
Ny fandraisana anjara amin’ny sakafo sy ny fatoriana dia 30 €.
Ny fisoratana ...</description>
Extrait Spectacle Fivondronana Parisy
		<description>Ndao hilasyenvoyé par IIdz </description>
Faha-100 taona
Lasa iny taom-jobily faha-100 taona ny Skotisma iny
ka nisy ireo hetsika marobe natao
teto anivon'ny Tily sy Mpanazava aty Eoropa
 ny lasy faha-100 taona tany St Martin en haut
izay nahatratra 70 participants.
Ny fitsidina tany @ Jamborée tany Angleterre Mpiandraikitra 8 no namonjy tany.
Ny lasy mpiofanana tany Saverdun izay nisy mpiandraikitra 16 ...</description>
Tonga soa!
		<description>Tonga soa eto amin'ny tilysympana.blaogy.org.
Manantena ny vaovao avy amin'ise amin'izao faha-100 taonan'ny skotisma izao.
Mbola tsy maty angamba ilay afo tao amin'ise iny an!
Jereo ny pejy momba ny fihaonambe etsy ankavia e!
Taiza foana ise fa efa Fihaonambe faha-efatra izao ity? "Aza ela any ianao e!"
Tanana havia!
Hery Rabefitia (X sy XIX)
Jarisoa (Ière)
Tojo ...</description>