Efa 3 toana aho izao no tonga teto france,
Mba tiako ny hifanerasera @nareo.
Ny momba ahy
Mpiandriakitra mena tao @ fivondronana Xème A ( Amparibe Famonjena)
Tonia 115 ème ( Tangaina)
Filoha ( serasera faritany antannarivo adrefana)
Vaomiera Foibe TILY
Tél : 06.77.64.48.21
Domicile : 05.55.12.74.26
Bureau : 05.55.32.39.65
Manantena ny vaovao avy aminareo
Serge
25022008
nananja (12:58:44) :
miarahaba an’i serge tonga soa eto!!
aiza ho aiza ao @ France moa no misy an’se?
@ 19-20 avril ny fuihaonambe tsika zay anasàna an’se!
fa mialou zany d afaka mandray anjara ao @ forum moov.mg, avis de recherche, sujet aizany mpana sy tily rehetra na sampati A/vo afovoany na koa manoratra ao @ tilysympana@gmail.com!
tànana havia
29062008
Mamisoa RAMBELOSON (15:23:10) :
Tanana havia!
Faly mifandray sy mifanerasera @nareo any France any
Za d Mpiandraikitra Voronkely ao @ Fivondronana AMparibe Famonjena
Niaraka beazina @ndry Luc itako ato @ ty site ty ny sariny manao fanekena
Manantena ny fifandraisana aminareo any sady zay otrany mba t hilasy any @ mangatsiaka b any
Maztou daolo e
Mamisoa
12122009
Malala randriantianarivelo (14:17:14) :
salma daolo zay zan le atao oe nouveauté e!d faly maita sy mitafa aminareo rehetra no sd faly mandray anareo ho namana tsy foy!
6032010
Alchrisnewsman (17:18:32) :
Maniry ny hanana fomba fanabeazana ny SAMPATI aho fa vao hatsangana ato @Fiangonanay ny SAMPATI nefa tsy ampy format° ny aty de manantena ny fanampiana avy amintsika rehetra. FJKM Betroka no misy anay r’ise an!
23042010
alchrisnewsman (13:01:04) :
tanana havia!
izao r’se an! mba managataka fanampiana avy amin’ny izay mazoto aho mba hanome ampaham-pampianarana anay aty fa tena tsy misy formation mihintsy ny MP sy ny Beazina eto aminay ary tena mbola azo lazaina fa hoe zero avokoa ka izay rehetra vonona dia mba alefaso amin’ity adresse ity fa MPIRAHALAHY ARY HAVAN’OLONA REHETRA NY TILY. alchrisnewsman@gmail.com na elfabio.415@gmail.com na ifs.7manga@gmail.com
de misaotra antsika rehetra
ho an’An/tra irery anie ny voninahitra
20102010
louvah (12:02:02) :
Miarahaba antsika rehetra,
vao tonga eto france aho, Paris marimarina kokoa ary tiako ny hifanerasera @nareo ary faniriako ny hanoy sy hivohy ny scoutisma hatrany hatrany!
Ny momba ahy
Mpiandriakitra lovitao (Akela) tao @ fivondronana 99ème ( FJKM Vinany Tempoly Malala) faritany antananarivo atsimo
Miarahaba antsika rehetra,
Efa 3 toana aho izao no tonga teto france,
Mba tiako ny hifanerasera @nareo.
Ny momba ahy
Mpiandriakitra mena tao @ fivondronana Xème A ( Amparibe Famonjena)
Tonia 115 ème ( Tangaina)
Filoha ( serasera faritany antannarivo adrefana)
Vaomiera Foibe TILY
Tél : 06.77.64.48.21
Domicile : 05.55.12.74.26
Bureau : 05.55.32.39.65
Manantena ny vaovao avy aminareo
Serge
miarahaba an’i serge tonga soa eto!!
aiza ho aiza ao @ France moa no misy an’se?
@ 19-20 avril ny fuihaonambe tsika zay anasàna an’se!
fa mialou zany d afaka mandray anjara ao @ forum moov.mg, avis de recherche, sujet aizany mpana sy tily rehetra na sampati A/vo afovoany na koa manoratra ao @ tilysympana@gmail.com!
tànana havia
Tanana havia!
Faly mifandray sy mifanerasera @nareo any France any
Za d Mpiandraikitra Voronkely ao @ Fivondronana AMparibe Famonjena
Niaraka beazina @ndry Luc itako ato @ ty site ty ny sariny manao fanekena
Manantena ny fifandraisana aminareo any sady zay otrany mba t hilasy any @ mangatsiaka b any
Maztou daolo e
Mamisoa
salma daolo zay zan le atao oe nouveauté e!d faly maita sy mitafa aminareo rehetra no sd faly mandray anareo ho namana tsy foy!
Maniry ny hanana fomba fanabeazana ny SAMPATI aho fa vao hatsangana ato @Fiangonanay ny SAMPATI nefa tsy ampy format° ny aty de manantena ny fanampiana avy amintsika rehetra. FJKM Betroka no misy anay r’ise an!
tanana havia!
izao r’se an! mba managataka fanampiana avy amin’ny izay mazoto aho mba hanome ampaham-pampianarana anay aty fa tena tsy misy formation mihintsy ny MP sy ny Beazina eto aminay ary tena mbola azo lazaina fa hoe zero avokoa ka izay rehetra vonona dia mba alefaso amin’ity adresse ity fa MPIRAHALAHY ARY HAVAN’OLONA REHETRA NY TILY.
alchrisnewsman@gmail.com na elfabio.415@gmail.com na ifs.7manga@gmail.com
de misaotra antsika rehetra
ho an’An/tra irery anie ny voninahitra
Miarahaba antsika rehetra,
vao tonga eto france aho, Paris marimarina kokoa ary tiako ny hifanerasera @nareo ary faniriako ny hanoy sy hivohy ny scoutisma hatrany hatrany!
Ny momba ahy
Mpiandriakitra lovitao (Akela) tao @ fivondronana 99ème ( FJKM Vinany Tempoly Malala) faritany antananarivo atsimo
Tél : 06.03.466.XXX
Manantena ny vaovao avy aminareo
Tanana havia,
Diavolana (afo 110, Loholona Fjkm andafiavaratra)
Eto Frantsa, heritaona mahery izao no nahatongavako, miverina ato anaty ny fanekena ka maniry mafy ny hanohy ny skotisma hatrany!
Vonona ny hifanerasera sy hifanakalo vaovao @tsika rehetra!
Miarahaba antsika rehetra ,
Hoe ahoana tsara an , te haninona an .
- Misy vaovao ato , ao amin Rubrique ” Acceuil ” .
- Aza misalasala mitsidika ny Facebook ireo Fivondronana eto France .
- Ny email ” tilysympana@gmail.org”
- Plus d’ infos : afaka manoratra eto ho fanombohana izany .
Tanana Havia