Hira Skoto
Iza no ho namanay
1- Iza no ho namanay (bis)
ref:
hamakivaky rony ala
rony ala feno jala
jala feno tranon’kala
nefa ny andro mamanala
1(tohiny)- Iza no ho namanay
Ho namanay (bis)
Iza no ho namanay
ho namanay (bis)
Iza no ho namanay
2- Izahay andeha koa (bis)
Izahay andeha koa
ref
2 (tohiny)- Izahay andeha koa
Andeha koa(bis)
Izahay andeha koa
Andeha koa(bis)
Izahay andeha koa






salut, faly amin’izao siecle iray efa notetezina izao,koa enga anie mbola hitaiza sy hamolavola olombanona sy olona afaka mandry andraikitra na eo @ manodidina na eo @ fiangonana na eo @ firenena ka samy hahatsiro ilay hira hoe: Iza no hanolo-tena
iza no hanolo tena,iza no hirahana (izao)
ka hanaiky tsy terena ny baiko arahina
iza no vonona hatrany ,hatrany hanaiky ny Tompo
hanompo ,ka sahy ho vavolombelony
amin”ny asa fanopompoana tsy mba mila tambiny ,
ho amin”ny fampandrosoana
ny tany tena mamininy,
ho mpanompo, ho fanasina, fanilo
ka tsy handrarak’ilo
iza no vonona hatany hatrany
hanaiky ny Tompo ,hanompo ka sahy
ho vavolombelony !!!!
asio hira hafa ndray é!!!
ono wa,aiza kay ny mety ahitana ireo tononkira scout rehetra?
Salut à tous,
Mpana ito misy site http://hiraskoto.chezmeme.net fa mbola vao manangona fa na izany aza efa misy kely ao
slt à tous!
masiaka b koa ry kisoa gasy zany an!
ty ary misy hira e,ze mpijery w9 mahalala, ra mila feony de antsoy ny 0…..
spider cochon spider cochon
il peut marcher au plafond
eskil peut faire une toile
bien sur ke non c un cochon
(Omer simpson)
hihi, coucou kely o any le akama tia anio oronantsary io
Saka be mitsiky > hahahahahahahahahahahaha ! coucou kounkou ê !
Salama r’ise isany an!
Mahafinaritra ahy ny fisian’ny sehatra ahafahana mifandray toy itony fa mampahatsiaro ny fikambanana any Dago. Tily tany Dago aho ary vao tonga vao volana vitsivitsy taty frantsa ka indro mba misy hira iray atao voandalana.
1) Mila aina ianao ry tany
Aina mena toa anao
Aina mety ny ho lany
Mba hiteraka hery vao
Ref: Njao mafana re ny rako
Misy hery ao anatiko ao
Tily aho no miteny
Ka lazao izay hafatrao ry Madagasikara nosiko
Apetrao fa hovitaiko hatramin’ny fara-fofonaiko
2) Aina tena mahajoro,
Tsy matahotra ny ho faty
Tsy midify horohoro
Aina velona ao anaty
Ref: Njao….
Izy ary aloha fa mandram-piresaka
Tanana havia
miarahaba any kibo.
ra mbola maniry ny hanohy activités ao am fikambanana ise dia ao toulouse misy, na ao paris kounkou. sinon, aiza no misy an’ise?
Manao ahoana ry ise isany a, mahafinaritra marina le fisian’ny site ohtra an’itony.
Fa raha mba nisy lisitra tonon-kira skoto bobaka be zao teo no vao maika tena tsara.
tànana havia daholo ry se!
mba te hanana fiaraha-miasa amintsika tily sy mpanazava any an-dafy izahay aty an-toerana ka mba mangataka sehatra iray hafa hafahana miserasera marina io no solon’anarana io sy ny adiresy mailaka ka ho an’izay mba te hifanakalo sy hifanome tànana dia mba manorata
tànana havia
Aiza e, asio hira voan dalana raika indray !
aiza le email hanoratana raha mba te hifanakalo lolllll
Aza adino le hira : Miainga vao maraina be …………….
ZOKY AN!
frere an!!
za no frère anlà ra zoky an!!
kalmosy ianao
kaiz daol r’ise a! salam v? tair ranga mb atosiroseo le fikambanana aty an tanàna d mb ataov bobabobaka le hira fa vits loatra de ty mb mis hir kel fandrasan anjr e!
Mamy foana ny miaina
Na betsaka eto no mampisento
fo mazava faly lava
na tsy manam-bola akory aza
azo atao tokoa ny milaza
mamy ny miaina ka mamy éry
salama r’ise a! mpiandalana aty an-tanàna ian e! mlay b ranga le site fa saing iz ts ampy hira fotsiny e! de aleo za mba anampy hira ray ary e!!!!
Tily anie aho ka jejo(2)
Tily anie aho ka tsy mifendro(2)
Na ho mora na ho sarotr aaa
Izahay ts matahotre!!!(tsy matahotre ‘zahay e)
tabataba vao maraina(2)
no mba solon-tsafosafo(2)
tapa-mofo kely mainaaaa
no mba solon-tsakafo(2)
ao am fivondronana faha29 ao ambondrona ao no mis anay ra mis mtady e!!!
tily atrany2!vonona!eny r’ise!TY MISY RAY E!
RY KIBOKELIKO MIFALY
ZAY RHT HO ANIKO2
RY KIBOKELIKO MIFALIA
ZAY REHETRA HO ANIKO DIA HO AN’ISE
hono aho za rsé mba ameo pasina lalao fa otran’ny ny eo ihany nenay no miverina ny lalao isakin’ny asabotsy….mba valio amin’ny email ko an! mbelosoatahiana@yahoo.fr
ty misy hira kely ho anareo e!! tsy tena tadidko fa ra misy diso d mbo hahitsiho e:
Andala-mazava ny andro vao maraina soa,
manainga ny hirako aho.
Andala-mazava lasa isika mandrosoa,
venteso ny hira hanako.
Andala-mandoro feno hafanana be,
manainga ny hirako aho.
Andala-mandoro iafiho andao ry ise,
venteso ny hira hanako.
Andalana maizina ny kintana tsy eo,
manainga ny hirako aho.
Andalana maizina enjano izany feo,
venteso ny hira hanako.
Na aiza na aiza nonalehantsika hatrizao,
manainga ny hirako aho.
Na ho aiza ny dià hitety izao tontonlo izao,
venteso ny hira hanako
MAHEREZA DAHOLO RY C ISANY AN!ANDRIAMANITRA ANIE OMBAN’C MANDRAKARIVA
TENA TIKO B LE MANAO SKOTo SATRIA MAMPIALA VOLY B SADY MAMPITOMBO ARA-TSAINA.