Lalàna skoto

fanekena1.JPG.

 Lalàna Skoto

1- Tokan-teny ny skoto

 2- Mahatoky ny skoto

3-Vonona hanasoa ny hafa ny skoto

4 Havan’ny olona rehetra ny skoto

5- Mahay manaja ny skoto

6- Manaja ny voahary ny skoto

7- Mpankato ny skoto

8- Mihira sy mitsiky ny skoto raha sendra ny sarotra

9- Sahy mahery fo ary maharitra amin’ny asany ny skoto

10- Madio eritreritra, fiteny ary fitondran-tena ny skoto 

31 réponses à “Lalàna skoto”

27 04 2007
kisoa gasy (22:05:20) :

Manderaka ahy ny mahita ireto TILY manao PATALOHA.
Izao é! aza ovàna ny Lalàna:
1.Tokan-teny ny Tily
2.Mahatoky ny Tily
3.Vonona hanasoa namana ny Tily
4.havan’ny olona rehetra àry Mpirahalahy Daholo ny Tily
5.Manaja olona ny Tily
6.Antra biby sy tia zava-maniry ny Tily
7.Mpankato ny Tily
8.Mihira sy mitsikitsiky ny Tily raha sendra ny sarotra
9.SAHY MAHERY FO ARY MAHARITRA AMIN’NY ASANY NY TILY
10.Madio tena,eritreritra,fihetsika, fiteny ny Tily

Ka hatrany,hatrany VONONA

Ka azafady re r’ise ataovy tena izy ny zavatra rehetra fa aza atao sarisariny toa izao.
Tànana havia

29 04 2007
Ndrianja (14:38:59) :

Faly miarahaba,

Saika mba hanontany hoe ahoana ny hatao raha hiditra Tily tranainy eto France?
Izahay mantsy ex-XIX ka sao mba misy ex-XIX(Ampamarinana) ianareo?

10 05 2007
gadradraka mitsiky (10:33:52) :

Ho an’i Kisoa gasy
Tsara be ilay totem
mamaly an’ise aho amin’ny lalàna:
tsy mitovy amin’ny any dago intsony r’ise ny aty satria na ireo beazina aza dia lahy sy vavy no iray sokajy ary eeudf koa ry zareo izay raha jerentsika ny lalana dia fito sisa.eo no mampanakarena ny skotontsika satria afaka mitazona tsara ny lalana folo.Ny fikambanana tily dia any Dago fa eeudf ny aty ka izany no nangalana ny terminaison skoto satria mahafoaka be io.
marina fa manahirana an’ise ny mijery azy ireo mipataloha fa ny saison hiainana aty dia 8/12 mois mangatsiaka ary angamba fantatr’ise tsara fa ny skotisma dia mivoatra araky ny toerana izay ampiarana azy.
mandrapigodona indray

28 05 2007
mimi (13:24:06) :

mahafinaritra ny takelaka fa dia tohizo hatrany. skoto tany dago ny tenako tao Ambohitantely fa efa tena rempotry ny fanabeazana ny ankizy aty Am-pita ka dia tsy afaka e!! Mahereza

30 05 2007
sokina (14:38:58) :

Azo atao ko nge ny manangana tena skotisma tily, le nataon’ise taty reny sa tsy mety any reny???

30 05 2007
sokina (14:39:39) :

Azo atao ko nge ny manangana tena skotisma tily, le nataon’ise taty dago reny sa tsy mety aty izy ‘reny???

30 05 2007
iidz (19:23:42) :

be ny zavatra azo hatao any dago no tsy afaka atao aty, ohatra ny “Sedra”, tsy maintsy mixte ny fitaizana, ny explo tsy afaka mihaotran’ny ray andro, Jeux de nuit tsy azao hatao koa aty ny ankizy tsy maintsy matory @ folo alina be zavatra tahaka an’izany no tsy azo hatao.

Ny manangana skotisma tily tsy mety fa tsy maintsy miditra ao @ fikambanana EEUdF afahanay mijoro “administrativement”.

3 06 2007
booboo (22:52:42) :

Ankoatra ny voalazan’i Gadradraka Mitsiky :), pataloha ny tenue satria izay ny an’ny EEUDF. Ny Tily nefa mpikambana ao @ EEUDF (cf fanazavan’i iidz). Donky…

Sokina > fa ahoana ilay “tena skotisma tily” fanao tany M/car ? :°)

29 06 2007
panoelrondro (12:37:56) :

faly miarahaba tanana havia daholo,
izaho tily tranainy tao Amparibe famonjena tena mahatsiaro sy mientana tokoa ny fo mahita ny fanekena ataon’ny namana isany ato .Fampianarana azonay tamin’ny pasteur RAMINO PAUL .Ekena fa& samihafa tokoa ny aty sy ny any antanindrazana , kanefa hoy aho hoe tsara raha tsy dia mivona loatra isika satria misy lesona maro betsaka noraisina tamin’isika notazaina sy ny olona mitaiza .Misy fanekena ataontsika io eny tsy eo anatrehan’ny olona ihany fa na ANDRIAMANITRA koa aza ka tsaroko aho andro mangatsika be tany antsirabe aho no nilasy fany tenu kosa dia correct foana tsy naharitra kosa anefa fa vita ny fanajana ny fanokafana na activité mandritra ny fanokafana dia manenjika manao mafana . tsikitsiky foana ny fianana andasy ao,
ary nahoana moa r’ise no tenenin’ise hoe tsy mahazo misedra ?
tsy haiko aloha ny atao hoe FIAINA -TILY fa ny anay miaina amin’ny zava-misy ny sedra natao ahy tsy voatery akory hoe zavatra mampatahotra . izay ary fa manantena fa vonona sy ho vanona eo amin’ny FIRENENA MALAGASY isika
PANOEL

2 07 2007
IIdz (23:53:50) :

Ilay Sedra dia misy fepetra aty, fa tsy mahazo manaonao foana. Sao dia misy mitory eo avy teo.

Izay no aty.

6 07 2007
Niaina (20:31:47) :

Lalana & sedra
Ny tena ilaina dia ny fanekena skoto manaraka daholo ny rehetra avy eo. Raha nifidy tarigetra iray ise hitondrana ny fiainana dia tano mafy toy ny amboara. Ny tarigetrako dia havan’ny olona rehatra ary mpiralahy daholo ny skoto azo ampiana hoe : mpianadahy koa arahin’ny FIRALAHINA mba hisy ny PAIX.
Il y a 100ans Baden Powel (ancien officier de l’armée) avait formé des éclaireurs. Eclairé le santier pour ne pas se buter sur des écueils, il faut dire que dans la geurre la paix peut être établi d’avance, càd envoyer des éclaireurs pour localiser les ennemis et les encercler pour les emprisonnier au lieu de les tuer. La fraternité entre Caïn et Abel est dans l’Ancien Testament alors Jesus est venu donner une nouvelle loi donc c’est normal que les 10 lois sont d’actualité skoto.

4 01 2008
Ary (11:30:19) :

marina zany! D “scout un jour scout pour toujours” é!

25 02 2008
luvmepopeye (22:03:22) :

miarahaba anareo reetra r’ise ah!!!
za skoto tao Faravohitra SAMPATI ary tsy maintsy nandao ny tanindrazana noho ny antony tsy miankina @ko, ka mitady sao D mba misy tiky na mpana tranainy avy tao kou eto Frantsa. Ary aiza ny tena no afaka hiditra raha te hanohy?

3 03 2008
nananja (18:49:13) :

salama r’se ry luvmepopeye a!d tonga soa e!!!
raha ny sarin’se alou d ôtrany fantatro se!
se v tany @ lasy nasionalin’ny mpana maitso tany andakana?
raha tany se d mahafantatra an’ahy zany!!tsika niaraka sokajindasy : fahasalamana raha tsy diso aho!lol
manorata @ tilysympana@gmail.com na antsoy ireo laharana eto @ty site ty!zareo hanome fanazavana bb koko ho an’se! ny misy afaka hanohizan’se @zao fotoana d Paris na TOulouse.
fa ny akaiky ndrindra d ny fihaonambe any Lyon @ 19-20 avril!ho avy atsy ho atsy ny andinidininy!!
tànana havia

14 03 2008
lalimanga miresaka (13:48:06) :

ZAO RISE A ekena fa enjana be le manao sorta any aminareo any kanefa zao ko mba tsarov ihany fa maninona ra mba atao mifanentana @ tenue le pataloha ra hanao ihany fa ts otran reny farafaharatsiny mba velour .na kaki farafalikamatiny . mba tsarovy oa le taloha de ba miezaha fa ts oe refa any de tsis bedy

3 04 2008
103 (21:22:58) :

tanana havia!
mahafinaritra fa misaotra indrindra e :-).

16 04 2008
saka mitsiky (18:51:32) :

ho any lalimanga:

cf booboo!

fa d inn loatra moa zany no de olana amle tenue anay aty e!
ref vonona tsara zay, d zay!
izahay akory ts oe miboridana na oe jean rovitra no anaovana! fa ref oe zay ny tenue any EEUDF an, de zay zany!

eny ary fa de mihira sy mitsiky ref sendra ny sarotra e!

18 11 2008
Anjara (09:52:43) :

Mafinaritra r’se isany le dinidinika fa mafinaritra e! Tohizo fa ilaintsika mitsy @zao fotoana izao itony fifanankalozan-kevitra tony!
Cou2 hoantsika rehetra e!

Anjara XXI°

5 01 2009
nananja (14:49:16) :

tongasoa i anjara!!!
refa aradalana ftsn ny fanamiana d zay no zavadehibe e!!!

13 02 2009
Sihotsy mihamoka (22:22:26) :

Tànana havia,

Miarahaba antsika skoto gasy, mahatsiaro ny fanekena natao aho dia mba te hanoratra kely sy andefa hafatra. Izaho dia tily tao Amparibe famonjena Xé A. Ary mpiandraikitra maitso.
Tsapako ankehitriny fa tena raha tsy ny fitaizana skoto dia tsy tonga amin’izao toerana misy ahy izao aho koa mahatsiaro ilay teny hoe tily indray andro tily mandrakizay.

Mahereza r’ise isany.

21 02 2009
piritry hendry (10:22:13) :

tanana havia
Antsoina isika izay nandalo tato am antoko SOHIHY 10èA Amparibe Famonjena FA HANKALAZA NY FAHA 50 taona ny sampana maitso tily isika koa iangaviana isika mba mba iantso ny MP amperin’asa:MP Tompon-Toerana:Piritry Hendry(Fido)0331252351 ,MP mpanampy:Alo Fanoitra(Franck)0331477084,MP Mpampilalao:Tsakoka madilo 0330815210 !Tsara ny manamarika fa tsy mbola misy ny lamina napetraka !koa manantena fiaraha miasa avy amintsika tranainy ary ampitapitao amin’ ireo rahalahy! FA MATY NY TENA RAHA TSY MISY FANAHY ARY MATY TOY IZANY KOA NY FINOANA RAHA TSY MISY ASA

24 03 2009
Manitikitika (12:59:10) :

Hono ho’ah r’ise isany!Manao ahoana ny lalàna momba ny fiarahan’ny lahy sy ny vavy ao anain’ny Skoto iray sampana na beazina izy na mpanabe fa mba tiako ho fantatra?De misy sazy mety hahazo ve mba hitandremanay?
Misaotra mialoha an’ise mamaly

15 04 2009
za ihany (09:24:50) :

aza atao sect be r’se le scout f’aleo anaraka an’le namoronana azy hatr@ vôlou a! hafa mintsy nge le tena scout hatram vôlou e!

15 07 2009
mahery harilala (09:38:00) :

salam r’ise a! zao za vo niditra tato am le site d otran mlay b le iz!!!!
d mb mis fantanina kel ho an le namana tets ambon tets ny bandy an am nareo zan ts sedraina mits?tarazo anie le iz r’ise fa ts fampijalina akory e!ten ilain b mits le tarazo r’ise fa ampiaro a! d le tenue ts d omena tsiny lotr nareo e!
iaino le skoto r’ise a! sur daol e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

15 09 2009
menafify (09:04:32) :

mba mijery ity site ity izahay aty mada Morondava tsara mahereza daholo

24 09 2009
savatry (15:00:15) :

salama tsara r c an! isaoran zay olona nanana eritreritra nanao ity serasera ity fa tena ilain skoto ny serasera.d hatsarao hatrany eh! ny an lovito io an!
tarazo ; lalao reny no tena mafinaritra ato am skoto
d mba asivo resak’hehy

tanana havia

17 10 2009
FY_andraina (14:57:19) :

Slt!rC a mba te anoratra hetaheta oe azo atao v ra mba ovaina lé ora-na locale
azfd;dia na lilay toerana koa fa tena taraiky b zany le ora sy ilay fotoana;d lasa alim-podiana b izahay ku!ny bus_nay ilaharana b! zany oe mba atao alou lou zany e!
ohatra am 3 ohatra.d ny toerana bma averina any am Rasalama ra mety.
ZAy fa mankasitraka tanteraka e!
Tanana havia!!!!!!!!!!!

22 12 2009
parfait (14:58:01) :

Misy Tily mitasangana aty Toulouse, sao misy mipetraka aty amin’ny manodidina te handray anjara amin’ny fampiroboroboana izany dia vonona ny handray an-tanan-droa izahay Mifanoratra eto raha toa
mail: tilytoulouse@yahoo.fr

22 02 2010
Ankoay Matsilo (09:47:02) :

Grand SALUT! Tanana havia! Androntsika androany! Aza hadino ny manao fanamiana! Izaho izao eto Bangui. Azoazoko ny aiko satria afaka manao kilaoty anio. Dia namerina nanonona ny fanekena tamin’ny 6 ora maraina. Miangavy anareo mba tsy hivoana ny fitaizana sy ny fitsipika. Na dia mangatsiaka aza ny andro, mety ihany ny kilaoty. Azo anaovana ihany koa ny pataloha raha izay no fanamiana notapahina: tahaka ny anay FMT2S izay manao pataloha velour marron. Mahareza daholo ry zoky sy zandry isany! Tanana havia! Tapitra!

13 05 2010
hesa mandango (09:44:10) :

salam dol r sakaiz a!zao zay vo naita oe ay ve misy otrzao ato e?ra azok tsar mak d fa 30 a zao.afatra ho anzay mamak rehetr”ny tena scout dia miaina @ lalana sy fanekena izay atao arofanina eo @fiainana.”zan kor ts mteny oe zay ts miaina @ zany d ts scout iz zay!hefa ntenen BP mak zay oe “miomana @ fahadisoapanatenana “d mandray izay ts anarak n lalana sy fanekena ko zay.msotr e!!!!!!!!!!

9 06 2010
Drongo Misaina (14:17:22) :

Mahereza ry ise fa aza kivy dia tohizo hatrany ny dia aleha

Laisser un commentaire

Vous devez être connecté pour poster un commentaire