Sary

Faha-100 taona St martin en haut

Fiofanana Mpiandraikitra Saverdun

Jamborée

mbola ampiakarana tsikelikely ny Sary fa ho avy tsy ho ela

RNT faha-5 tany Gardanne

Ny ambony dia azo jerena ato http://picasaweb.google.fr/tilysympana
sy http://picasaweb.google.fr/bisoa101

5 réponses à “Sary”

14 03 2008
lalimanga miresaka (13:56:02) :

Tena efa hafa mintsy le fiofanana mp any an ! tena mampiaky anah fa tena hafa be zany skoto ts eto antanindrazana zany aleo ihany eto antanana fa aty no mahasalama !!!!!

16 03 2008
RAZAFINJATOVO Tojonirina (18:01:23) :

Salama r’ise an!
TSara ny asa ary mirary fahazotoana hatrany @ asa fikelazan’aina ao @Fikab anantsika.
Fil.Tojo

21 03 2008
nananja (13:56:36) :

misaotra e!!!
aiza se ry Fil Tojo, tanindrazana sa niondrana andafin’ny riaka?
Mazotoa koa se @ asa e!!

31 10 2009
ledada (18:47:07) :

kaiz ee mahareta hatramin’ny farany de maztoa mfoka skoto r’ise aaa tapitra

10 02 2010
ANDROVO Milaika (17:52:36) :

mafinaritr r c an fa tohiz an. de mazoto am asa.fa kay milai b io. any e!
veloma an amin’ny filoha Noro Nohary any.

Laisser un commentaire

Vous devez être connecté pour poster un commentaire